Marka 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa nandeha teny amoron’ny ranomasin’i Galilia izy, dia nahita an’i Simona+ sy Andrea rahalahiny nanipy ny haratony tao an-dranomasina, fa mpanarato ireo.+ Jaona 1:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 I Andrea,+ rahalahin’i Simona Petera ny iray tamin’ireo roa lahy nandre ny tenin’i Jaona ka nanaraka an’i Jesosy.
16 Rehefa nandeha teny amoron’ny ranomasin’i Galilia izy, dia nahita an’i Simona+ sy Andrea rahalahiny nanipy ny haratony tao an-dranomasina, fa mpanarato ireo.+
40 I Andrea,+ rahalahin’i Simona Petera ny iray tamin’ireo roa lahy nandre ny tenin’i Jaona ka nanaraka an’i Jesosy.