Jakoba 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ry rahalahy, aoka ny mpaminany+ izay niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,+ no halainareo ho modely+ amin’ny fiaretana fahoriana+ sy ny faharetana.+ 2 Petera 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 satria tsy avy tamin’ny sitrapon’olombelona na oviana na oviana ny faminaniana,+ fa avy tamin’Andriamanitra kosa no nitenenan’ny olona,+ araka izay nitarihan’ny fanahy masina azy.+
10 Ry rahalahy, aoka ny mpaminany+ izay niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,+ no halainareo ho modely+ amin’ny fiaretana fahoriana+ sy ny faharetana.+
21 satria tsy avy tamin’ny sitrapon’olombelona na oviana na oviana ny faminaniana,+ fa avy tamin’Andriamanitra kosa no nitenenan’ny olona,+ araka izay nitarihan’ny fanahy masina azy.+