Matio 25:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia hamaly azy ny mpanjaka+ hoe: ‘Lazaiko aminareo marina tokoa fa araka izay nataonareo tamin’ny iray amin’ny kely indrindra+ amin’ireto rahalahiko+ ireto no nataonareo tamiko.’+ Lioka 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Izay mihaino+ anareo dia mihaino ahy. Izay tsy manaiky anareo dia tsy manaiky ahy. Ary izay tsy manaiky ahy dia tsy manaiky+ an’ilay naniraka ahy.” Jaona 12:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Niteny mafy anefa i Jesosy hoe: “Izay mino ahy, dia tsy izaho ihany no inoany, fa ilay naniraka ahy.+ Jaona 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay mandray ny irahiko dia mandray ahy.+ Ary izay mandray ahy kosa, dia mandray ilay naniraka ahy koa.”+
40 Dia hamaly azy ny mpanjaka+ hoe: ‘Lazaiko aminareo marina tokoa fa araka izay nataonareo tamin’ny iray amin’ny kely indrindra+ amin’ireto rahalahiko+ ireto no nataonareo tamiko.’+
16 “Izay mihaino+ anareo dia mihaino ahy. Izay tsy manaiky anareo dia tsy manaiky ahy. Ary izay tsy manaiky ahy dia tsy manaiky+ an’ilay naniraka ahy.”
44 Niteny mafy anefa i Jesosy hoe: “Izay mino ahy, dia tsy izaho ihany no inoany, fa ilay naniraka ahy.+
20 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay mandray ny irahiko dia mandray ahy.+ Ary izay mandray ahy kosa, dia mandray ilay naniraka ahy koa.”+