Matio 10:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Izay mandray anareo dia mandray ahy, ary izay mandray ahy dia mandray an’ilay naniraka ahy koa.+ Matio 25:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia hamaly azy ny mpanjaka+ hoe: ‘Lazaiko aminareo marina tokoa fa araka izay nataonareo tamin’ny iray amin’ny kely indrindra+ amin’ireto rahalahiko+ ireto no nataonareo tamiko.’+
40 Dia hamaly azy ny mpanjaka+ hoe: ‘Lazaiko aminareo marina tokoa fa araka izay nataonareo tamin’ny iray amin’ny kely indrindra+ amin’ireto rahalahiko+ ireto no nataonareo tamiko.’+