Marka 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa hoy ny Fariseo taminy: “Jereo ange e! Nahoana ireo no manao izay tsy azo atao amin’ny sabata?”+ Lioka 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa hoy ny Fariseo sasany: “Nahoana ianareo no manao izay tsy azo atao+ amin’ny sabata?”+
24 Koa hoy ny Fariseo taminy: “Jereo ange e! Nahoana ireo no manao izay tsy azo atao amin’ny sabata?”+