Matio 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy ny Fariseo nony nahita izany:+ “Jereo fa manao izay tsy azo atao amin’ny sabata ny mpianatrao.”+ Marka 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa hoy ny Fariseo taminy: “Jereo ange e! Nahoana ireo no manao izay tsy azo atao amin’ny sabata?”+ Jaona 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa hoy ny Jiosy tamin’ilay lehilahy sitrana: “Sabata ny andro, ka tsy azo atao+ izao mitondra fandriana izao.”
2 Hoy ny Fariseo nony nahita izany:+ “Jereo fa manao izay tsy azo atao amin’ny sabata ny mpianatrao.”+
24 Koa hoy ny Fariseo taminy: “Jereo ange e! Nahoana ireo no manao izay tsy azo atao amin’ny sabata?”+
10 Koa hoy ny Jiosy tamin’ilay lehilahy sitrana: “Sabata ny andro, ka tsy azo atao+ izao mitondra fandriana izao.”