FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa ny andro fahafito kosa sabata ho an’i Jehovah Andriamanitrao.+ Aza manao asa na inona na inona ianao, na ny zanakao lahy, na ny zanakao vavy, na ny mpanompolahinao, na ny mpanompovavinao, na ny biby fiompinao, na ny vahiny monina ao an-tanànanao.+

  • Nehemia 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary raha vao nihamaizina ny teo amin’ireo vavahadin’i Jerosalema, talohan’ny sabata, dia nasaiko nohidiana ny vavahady+ ka tsy navelako hosokafana raha tsy taorian’ny sabata. Ary nisy mpanompoko nasaiko nijanona teo am-bavahady, mba tsy hisy entana ho tafiditra amin’ny andro sabata.+

  • Jeremia 17:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aoka ianareo hitandrina,+ ka aza mitondra entana miditra ny vavahadin’i Jerosalema, rehefa sabata ny andro.+

  • Matio 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy ny Fariseo nony nahita izany:+ “Jereo fa manao izay tsy azo atao amin’ny sabata ny mpianatrao.”+

  • Lioka 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa hoy ny Fariseo sasany: “Nahoana ianareo no manao izay tsy azo atao+ amin’ny sabata?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara