FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Enina andro no hiasanao, fa hitandrina ny sabata kosa ianao amin’ny andro fahafito.+ Hitandrina ny sabata ianao, na amin’ny fotoana iasana ny tany na amin’ny fotoam-pijinjana.+

  • Levitikosy 25:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa hisy sabata fialan-tsasatra tanteraka ho an’ny tany+ kosa amin’ny taona fahafito, ary ho sabata ho an’i Jehovah izany. Aza amafazana voa ny sahanao, ary aza rantsanana ny voalobokao.

  • Levitikosy 25:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hamasino ny taona fahadimampolo, ka ataovy antso avo amin’ny mponina rehetra eo amin’ilay tany fa tonga ny fahafahana.+ Ho Jobily+ ho anareo izany, ka samy hiverina any amin’ny lovanareo ianareo, ary samy hiverina any amin’ny fianakavianareo avy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara