Marka 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy izy tamin’ny olona: “Inona no azo atao amin’ny sabata: Ny manao soa sa ny manao ratsy, ny mamonjy olona sa ny mamono olona?”*+ Tsy niteny tsy nivolana anefa ireo. Lioka 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa hoy i Jesosy tamin’ireo nahay Lalàna sy ny Fariseo: “Azo atao sa tsia, ny manasitrana amin’ny andro sabata?”+ Jaona 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy ny Fariseo sasany: “Tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Hataon’ny lehilahy mpanota ahoana no hahavita famantarana+ toy izany?” Koa nisara-kevitra+ ireo.
4 Ary hoy izy tamin’ny olona: “Inona no azo atao amin’ny sabata: Ny manao soa sa ny manao ratsy, ny mamonjy olona sa ny mamono olona?”*+ Tsy niteny tsy nivolana anefa ireo.
3 Koa hoy i Jesosy tamin’ireo nahay Lalàna sy ny Fariseo: “Azo atao sa tsia, ny manasitrana amin’ny andro sabata?”+
16 Ary hoy ny Fariseo sasany: “Tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Hataon’ny lehilahy mpanota ahoana no hahavita famantarana+ toy izany?” Koa nisara-kevitra+ ireo.