Lioka 12:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Heverinareo ve fa tonga hitondra fihavanana eto an-tany aho? Tsy izany mihitsy. Lazaiko aminareo fa tonga hitondra fisarahana+ kosa aho. Jaona 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nitakoritsika be ihany momba azy ny vahoaka.+ Hoy ny sasany: “Olona tsara fanahy izy.” Fa hoy kosa ny sasany: “Tsy tsara fanahy izy, fa mpamita-bahoaka.” Jaona 7:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia nisara-kevitra momba azy ny vahoaka.+ Jaona 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nisara-kevitra+ indray ny Jiosy noho izany teny izany.
51 Heverinareo ve fa tonga hitondra fihavanana eto an-tany aho? Tsy izany mihitsy. Lazaiko aminareo fa tonga hitondra fisarahana+ kosa aho.
12 Ary nitakoritsika be ihany momba azy ny vahoaka.+ Hoy ny sasany: “Olona tsara fanahy izy.” Fa hoy kosa ny sasany: “Tsy tsara fanahy izy, fa mpamita-bahoaka.”