Jaona 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy ny Fariseo sasany: “Tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Hataon’ny lehilahy mpanota ahoana no hahavita famantarana+ toy izany?” Koa nisara-kevitra+ ireo. Jaona 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nisara-kevitra+ indray ny Jiosy noho izany teny izany.
16 Ary hoy ny Fariseo sasany: “Tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Hataon’ny lehilahy mpanota ahoana no hahavita famantarana+ toy izany?” Koa nisara-kevitra+ ireo.