17 Ary niara-nidina tamin’ireo izy, ka nijanona teo amin’ny lemaka iray. Nisy mpianany maro be teo, ary nisy vahoaka be+ koa, avy any amin’ny faritra rehetra amin’i Jodia sy Jerosalema ary ny tanàna amoron-tsirak’i Tyro sy Sidona. Tonga hihaino azy sy hositraniny tamin’ny aretiny ireo.+