Lioka 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa raha ny rantsantanan’Andriamanitra+ kosa no amoahako demonia dia efa eo aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra+ nefa tsy fantatrareo. 1 Jaona 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy amin’ny Devoly kosa izay zatra manota, satria ny Devoly efa nanota hatrany am-piandohana.+ Izao no nampisehoana ny Zanak’Andriamanitra,+ dia ny handrava ny asan’ny Devoly.+
20 Fa raha ny rantsantanan’Andriamanitra+ kosa no amoahako demonia dia efa eo aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra+ nefa tsy fantatrareo.
8 Avy amin’ny Devoly kosa izay zatra manota, satria ny Devoly efa nanota hatrany am-piandohana.+ Izao no nampisehoana ny Zanak’Andriamanitra,+ dia ny handrava ny asan’ny Devoly.+