Marka 9:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika.+ Lioka 9:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Hoy anefa i Jesosy: “Aza mitady hisakana azy, fa izay tsy manohitra anareo dia momba anareo.”+