FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa izay tsy momba ahy dia manohitra ahy, ary izay tsy miara-manangona amiko, dia manaparitaka.+

  • Lioka 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa izay tsy momba ahy dia manohitra ahy, ary izay tsy miara-manangona amiko, dia manaparitaka.+

  • 1 Korintianina 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa ampahafantariko anareo fa tsy misy olona ampitenenin’ny fanahin’Andriamanitra ka milaza hoe: “Voaozona i Jesosy!”+ Ary raha tsy amin’ny alalan’ny fanahy masina, dia tsy misy afaka milaza hoe: “I Jesosy no Tompo!”+

  • Filipianina 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa ahoana àry? Izao ihany: Na amin’ny fomba ahoana, na amin’ny fomba ahoana, na amim-pihatsarambelatsihy,+ na amin-kitsim-po, dia torina i Kristy,+ ka izany no mahafaly ahy. Ary ho faly foana koa aza aho,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara