Marka 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nalahelo mafy+ i Jesosy tao am-pony tao ka niteny hoe: “Nahoana ity taranaka ity no mitady famantarana? Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy misy famantarana homena an’ity taranaka ity.”+
12 Koa nalahelo mafy+ i Jesosy tao am-pony tao ka niteny hoe: “Nahoana ity taranaka ity no mitady famantarana? Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy misy famantarana homena an’ity taranaka ity.”+