FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 3:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Fa na iza na iza manao ny sitrapon’Andriamanitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.”+

  • Jaona 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia namaly i Jesosy hoe: “Raha misy tia ahy, dia hitandrina+ ny teniko izy, ary ho tia azy ny Raiko, ary hankany aminy izahay ka hiara-mipetraka aminy.+

  • Jaona 15:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ianareo no namako raha manao araka ny nandidiako anareo.+

  • Jaona 20:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy i Jesosy: “Aza mamikitra amiko fa mbola tsy niakatra tany amin’ny Ray aho. Fa mandehana any amin’ny rahalahiko+ ary lazao aminy hoe: ‘Miakatra ho any amin’ny Raiko+ sy ny Rainareo aho, ary ho any amin’Andriamanitro+ sy Andriamanitrareo.’”+

  • Romanina 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ireo nekeny voalohany+ mantsy no notendreny mialoha+ koa hanahaka an’ilay modely,+ dia ny Zanany,+ mba ho lahimatoa+ amin’ny rahalahy+ maro ny Zanaka.

  • Hebreo 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa iray ihany no niavian’izy roa tonta,+ na ilay manamasina na ireo hamasinina,+ hany ka tsy mahamenatra azy ny miantso azy ireo hoe “rahalahy”,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara