24 Fa ianareo kosa, aoka hitoetra ao am-ponareo izay efa renareo hatramin’ny voalohany.+ Ho tafaray+ foana amin’ny Zanaka sy amin’ny Ray+ mantsy ianareo, raha mitoetra ao am-ponareo ny zavatra efa renareo hatrany am-piandohana.
20 Efa mijoro eo am-baravarana aho+ ka mandondòna. Raha misy mandre ny feoko ka manokatra ny varavarana,+ dia hiditra ao an-tranony aho ka hiara-misakafo hariva aminy, ary izy hiara-mihinana amiko.