1 Jaona 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary tafaray foana aminy izay mitandrina ny didiny, ary izy ho tafaray amin’ny olona toy izany.+ Izao no ahafantarantsika fa tafaray foana aminy isika,+ dia noho ny fanahiny+ izay nomeny antsika.
24 Ary tafaray foana aminy izay mitandrina ny didiny, ary izy ho tafaray amin’ny olona toy izany.+ Izao no ahafantarantsika fa tafaray foana aminy isika,+ dia noho ny fanahiny+ izay nomeny antsika.