Jaona 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka ianareo ho tafaray foana amiko, dia ho tafaray aminareo koa aho.+ Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka, raha tsy tafaray amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo, raha tsy tafaray foana amiko.+ 1 Jaona 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa ianareo kosa, aoka hitoetra ao am-ponareo izay efa renareo hatramin’ny voalohany.+ Ho tafaray+ foana amin’ny Zanaka sy amin’ny Ray+ mantsy ianareo, raha mitoetra ao am-ponareo ny zavatra efa renareo hatrany am-piandohana.
4 Aoka ianareo ho tafaray foana amiko, dia ho tafaray aminareo koa aho.+ Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka, raha tsy tafaray amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo, raha tsy tafaray foana amiko.+
24 Fa ianareo kosa, aoka hitoetra ao am-ponareo izay efa renareo hatramin’ny voalohany.+ Ho tafaray+ foana amin’ny Zanaka sy amin’ny Ray+ mantsy ianareo, raha mitoetra ao am-ponareo ny zavatra efa renareo hatrany am-piandohana.