FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ilay nafafy teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny, kanefa ny fanahiana eto amin’ity tontolo ity+ sy ny famitahan’ny harena dia mangeja ny teny, ka manjary tsy mamoa izy.+

  • Marka 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nisy voa hafa latsaka teny amin’ny tsilo, ary naniry ny tsilo ka nangeja azy, dia tsy namoa izy.+

  • Marka 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mbola misy hafa koa nafafy teny amin’ny tsilo. Ireo dia izay mandre ny teny,+

  • Marka 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 saingy lasa mibahan-toerana tsikelikely ny fanahiana+ eto amin’ity tontolo ity sy ny famitahan’ny harena+ ary ny faniriana+ ny zavatra hafa koa, ka mangeja ny teny, dia manjary tsy mamoa izy.+

  • Lioka 8:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny sasany indray latsaka teny amin’ny tsilo, ary niara-naniry taminy ny tsilo ka nangeja azy.+

  • Hebreo 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa raha tsilo sy ahidratsy kosa no vokarin’izany tany izany, dia tsy misy ilana azy* ilay izy ary tsy ho ela dia hozonina,+ ka hodorana no hiafarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara