Matio 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nisy voa hafa latsaka teny amin’ny tsilo, ary naniry ny tsilo ka nangeja azy.+ Marka 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mbola misy hafa koa nafafy teny amin’ny tsilo. Ireo dia izay mandre ny teny,+ Marka 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 saingy lasa mibahan-toerana tsikelikely ny fanahiana+ eto amin’ity tontolo ity sy ny famitahan’ny harena+ ary ny faniriana+ ny zavatra hafa koa, ka mangeja ny teny, dia manjary tsy mamoa izy.+ Lioka 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny sasany indray latsaka teny amin’ny tsilo, ary niara-naniry taminy ny tsilo ka nangeja azy.+
19 saingy lasa mibahan-toerana tsikelikely ny fanahiana+ eto amin’ity tontolo ity sy ny famitahan’ny harena+ ary ny faniriana+ ny zavatra hafa koa, ka mangeja ny teny, dia manjary tsy mamoa izy.+