FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa tamintsika no nampihariharian’Andriamanitra+ izany tamin’ny alalan’ny fanahiny.+ Ny fanahy+ mantsy mikaroka ao anatin’ny zava-drehetra, eny fa na dia ny zava-dalin’Andriamanitra+ aza.

  • Efesianina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 tamin’ny nampahafantarany antsika ny zava-miafina masina+ ny amin’ny sitrapony. Araka izay mahafinaritra azy izany zava-miafina izany sy mifanaraka amin’ny fikasany+

  • Kolosianina 1:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Izany zava-miafina masina+ izany dia nafenina efa hatramin’ny fotoana nisian’ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity+ sy hatramin’ny taranaka maro lasa, fa ankehitriny kosa efa naseho+ tamin’ny olony masina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara