Marka 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay manana dia homena bebe kokoa, fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza, dia halaina aminy.”+ Lioka 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa tandremo ny fomba fihainoanareo, satria izay manana dia homena bebe kokoa.+ Fa izay tsy manana kosa, na izay heveriny fa ananany aza dia halaina aminy.”+
25 Fa izay manana dia homena bebe kokoa, fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza, dia halaina aminy.”+
18 Koa tandremo ny fomba fihainoanareo, satria izay manana dia homena bebe kokoa.+ Fa izay tsy manana kosa, na izay heveriny fa ananany aza dia halaina aminy.”+