Matio 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izay manana dia homena bebe kokoa ka hatao izay hananany be dia be.+ Fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+ Matio 25:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa izay rehetra manana dia homena bebe kokoa ka hanana be dia be, fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza, dia halaina aminy.+ Marka 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay manana dia homena bebe kokoa, fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza, dia halaina aminy.”+ Lioka 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 ‘Lazaiko aminareo fa izay manana dia homena bebe kokoa, ary izay tsy manana, na izay ananany aza halaina aminy.+
12 Fa izay manana dia homena bebe kokoa ka hatao izay hananany be dia be.+ Fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+
29 Fa izay rehetra manana dia homena bebe kokoa ka hanana be dia be, fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza, dia halaina aminy.+
25 Fa izay manana dia homena bebe kokoa, fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza, dia halaina aminy.”+
26 ‘Lazaiko aminareo fa izay manana dia homena bebe kokoa, ary izay tsy manana, na izay ananany aza halaina aminy.+