Salamo 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manao tetika hamelezana ny olo-marina ny ratsy fanahy,+Ka mihidy vazana aminy.+ Ohabolana 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Loharanon’aina ny vavan’ny olo-marina,+ fa fikasana hampiasa herisetra kosa no fonosin’ny tenin’ny ratsy fanahy.+
11 Loharanon’aina ny vavan’ny olo-marina,+ fa fikasana hampiasa herisetra kosa no fonosin’ny tenin’ny ratsy fanahy.+