Matio 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary maro koa no hihemotra+ amin’ny finoana sy hamadika ny namany ary hifankahala.+ Marka 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy mamaka ao aminy anefa ny teny, fa maharitra vetivety ihany. Koa mihemotra izy raha vao mipoitra ny fahoriana na ny fanenjehana noho ny teny.+ Lioka 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireo teo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny, ary mandray izany amim-pifaliana, saingy tsy manam-paka ireny voa ireny. Koa mino vetivety fotsiny izy, dia miala rehefa tojo fotoam-pitsapana.+ 2 Timoty 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fantatrao fa efa niala tamiko+ ireo rehetra any amin’ny faritr’i Azia,+ anisan’izany i Fygelo sy Hermogena.
17 Tsy mamaka ao aminy anefa ny teny, fa maharitra vetivety ihany. Koa mihemotra izy raha vao mipoitra ny fahoriana na ny fanenjehana noho ny teny.+
13 Ireo teo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny, ary mandray izany amim-pifaliana, saingy tsy manam-paka ireny voa ireny. Koa mino vetivety fotsiny izy, dia miala rehefa tojo fotoam-pitsapana.+
15 Fantatrao fa efa niala tamiko+ ireo rehetra any amin’ny faritr’i Azia,+ anisan’izany i Fygelo sy Hermogena.