FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy ireo: “Ny sasany milaza hoe Jaona Mpanao Batisa,+ ny hafa hoe Elia,+ ary misy koa manao hoe Jeremia na ny iray amin’ny mpaminany.”

  • Marka 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ren’i Heroda Mpanjaka izany, satria nanjary fanta-bahoaka ny anaran’i Jesosy. Ary hoy ny olona: “Nitsangana tamin’ny maty i Jaona Mpanao Batisa, ka izany no ahavitany fahagagana.”+

  • Marka 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hoy anefa i Heroda nony nahare izany: “I Jaona izay, ilay notapahiko ny lohany. Izy izay nitsangana izay.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara