1 Samoela 14:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa hoy ny iray tamin’ny olona: “Ny rainao efa nampianiana mafy ny olona hoe: ‘Voaozona izay mihinan-kanina anio!’”+ Efa nihareraka ny olona tamin’izay.+ 1 Samoela 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hofaizin’Andriamanitra anie ny fahavalon’i Davida,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha avelako hisy hiangana na iray aza ny lahy rehetra+ izay azy, mandra-paharainan’ny andro!”+ Marka 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary niditra ny zanakavavin’i Herodiasy ka nandihy. Dia nahafaly an’i Heroda sy ireo nandry ilika+ niara-nisakafo taminy izany. Koa hoy ny mpanjaka tamin-drazazavavy: “Angataho amiko izay rehetra tianao, fa homeko anao.”
28 Koa hoy ny iray tamin’ny olona: “Ny rainao efa nampianiana mafy ny olona hoe: ‘Voaozona izay mihinan-kanina anio!’”+ Efa nihareraka ny olona tamin’izay.+
22 Hofaizin’Andriamanitra anie ny fahavalon’i Davida,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha avelako hisy hiangana na iray aza ny lahy rehetra+ izay azy, mandra-paharainan’ny andro!”+
22 Ary niditra ny zanakavavin’i Herodiasy ka nandihy. Dia nahafaly an’i Heroda sy ireo nandry ilika+ niara-nisakafo taminy izany. Koa hoy ny mpanjaka tamin-drazazavavy: “Angataho amiko izay rehetra tianao, fa homeko anao.”