Marka 6:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nony ren’ny mpianatr’i Jaona izany, dia tonga izy ireo naka ny fatiny ka nametraka izany tany am-pasana.+ Asan’ny Apostoly 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy lehilahy natahotra an’Andriamanitra anefa nitondra ny fatin’i Stefana ka nandevina+ azy sady nitomany mafy+ azy.
29 Nony ren’ny mpianatr’i Jaona izany, dia tonga izy ireo naka ny fatiny ka nametraka izany tany am-pasana.+
2 Nisy lehilahy natahotra an’Andriamanitra anefa nitondra ny fatin’i Stefana ka nandevina+ azy sady nitomany mafy+ azy.