Matio 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Farany, dia tonga ny mpianatr’i Jaona ka naka ny faty sy nandevina azy,+ ary nilaza izany tamin’i Jesosy. Asan’ny Apostoly 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy lehilahy natahotra an’Andriamanitra anefa nitondra ny fatin’i Stefana ka nandevina+ azy sady nitomany mafy+ azy.
12 Farany, dia tonga ny mpianatr’i Jaona ka naka ny faty sy nandevina azy,+ ary nilaza izany tamin’i Jesosy.
2 Nisy lehilahy natahotra an’Andriamanitra anefa nitondra ny fatin’i Stefana ka nandevina+ azy sady nitomany mafy+ azy.