12 Efa ho hariva ny andro tamin’izay, ary nanatona azy ny roa ambin’ny folo lahy, ka nanao hoe: “Ravao ny vahoaka mba handehanany eny amin’ny manodidina eny, hitady toerana hatoriana sy sakafo eny an-tanàna sy eny ambanivohitra, fa mitokana ity misy antsika ity.”+