Salamo 78:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nanome tsiny an’Andriamanitra izy ireo,+Ka niteny hoe: “Mahavita manome sakafo anay atỳ an-tany efitra ve Andriamanitra?”+ Matio 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa hariva ny andro, dia nanatona azy ny mpianany ka niteny hoe: “Mitokana ity toerana ity, ary efa hariva sahady ny andro. Koa ravao ny vahoaka mba handehanany eny an-tanàna hividy zavatra hohanina.”+ Marka 6:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Efa hariva ny andro, ary nanatona azy ny mpianany ka niteny hoe: “Mitokana ity toerana ity, ary efa hariva sahady ny andro.+ Jaona 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary nanopy ny masony i Jesosy ka nahita vahoaka be nanatona azy, dia hoy izy tamin’i Filipo: “Aiza isika no hividy mofo hohanin’ireto?”+
19 Koa nanome tsiny an’Andriamanitra izy ireo,+Ka niteny hoe: “Mahavita manome sakafo anay atỳ an-tany efitra ve Andriamanitra?”+
15 Rehefa hariva ny andro, dia nanatona azy ny mpianany ka niteny hoe: “Mitokana ity toerana ity, ary efa hariva sahady ny andro. Koa ravao ny vahoaka mba handehanany eny an-tanàna hividy zavatra hohanina.”+
35 Efa hariva ny andro, ary nanatona azy ny mpianany ka niteny hoe: “Mitokana ity toerana ity, ary efa hariva sahady ny andro.+
5 ary nanopy ny masony i Jesosy ka nahita vahoaka be nanatona azy, dia hoy izy tamin’i Filipo: “Aiza isika no hividy mofo hohanin’ireto?”+