Marka 6:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia notereny hiakatra an-tsambokely avy hatrany ny mpianany mba hialoha azy ho eny ampita ho any Betsaida, raha mbola nandrava ny vahoaka izy.+ Jaona 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary rehefa fantatr’i Jesosy fa efa ho avy izy ireo haka azy an-keriny hataony mpanjaka, dia niala+ teo izy ka nankany an-tendrombohitra indray izy irery.
45 Dia notereny hiakatra an-tsambokely avy hatrany ny mpianany mba hialoha azy ho eny ampita ho any Betsaida, raha mbola nandrava ny vahoaka izy.+
15 Ary rehefa fantatr’i Jesosy fa efa ho avy izy ireo haka azy an-keriny hataony mpanjaka, dia niala+ teo izy ka nankany an-tendrombohitra indray izy irery.