Matio 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia notereny hiakatra an-tsambokely avy hatrany ny mpianany mba hialoha azy ho eny ampita, raha mbola nandrava ny vahoaka izy.+ Jaona 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa hitan’ny olona ny famantarana nataon’i Jesosy, dia hoy ireo: “Tena io mihitsy ilay mpaminany+ ho tonga amin’izao tontolo izao.”
22 Dia notereny hiakatra an-tsambokely avy hatrany ny mpianany mba hialoha azy ho eny ampita, raha mbola nandrava ny vahoaka izy.+
14 Rehefa hitan’ny olona ny famantarana nataon’i Jesosy, dia hoy ireo: “Tena io mihitsy ilay mpaminany+ ho tonga amin’izao tontolo izao.”