FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Tsy mba nifikitra tanteraka taminy ny fon’izy ireo.+

      Nivadika tamin’ny fifanekena nataony taminy koa izy ireo.+

  • Ezekiela 33:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia ho tonga any aminao izy ireo, toy ny olona efa mpankeo aminao, ka hipetraka eo anoloanao toy ny ataon’ny oloko.+ Hihaino ny teninao tokoa izy ireo nefa tsy hankatò an’izany,+ satria filan-dratsy no haloaky ny vavany ary fakana tombony tsy ara-drariny no mamin’ny fony.+

  • Marka 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa very maina ny mbola ivavahany foana amiko, satria didin’olombelona no ampianariny.’+

  • Kolosianina 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 ny amin’ny zavatra izay samy tsy maintsy ho levona rehefa avy nampiasaina, araka ny didy sy ny fampianaran’olombelona?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara