Isaia 29:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy i Jehovah: “Manatona ahy am-bava fotsiny ity vahoaka ity, ary manome voninahitra ahy an-tendro-molotra fotsiny,+ fa ny fony kosa ataony lavitra ahy,+ ary mianatra didin’olombelona+ izy ka izany no heveriny ho fahatahorana ahy. Matio 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa very maina ny mbola ivavahany foana amiko, satria didin’olombelona no ampianariny.’”+ Kolosianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tandremo sao hisy hahalasa+ anareo ho rembiny amin’ny alalan’ny filozofia+ sy ny famitahana poakaty+ araka ny fampianarana nifandovan’ny olombelona, eny, araka ny zavatra fototra+ eo amin’ity tontolo ity, fa tsy araka an’i Kristy,
13 Ary hoy i Jehovah: “Manatona ahy am-bava fotsiny ity vahoaka ity, ary manome voninahitra ahy an-tendro-molotra fotsiny,+ fa ny fony kosa ataony lavitra ahy,+ ary mianatra didin’olombelona+ izy ka izany no heveriny ho fahatahorana ahy.
8 Tandremo sao hisy hahalasa+ anareo ho rembiny amin’ny alalan’ny filozofia+ sy ny famitahana poakaty+ araka ny fampianarana nifandovan’ny olombelona, eny, araka ny zavatra fototra+ eo amin’ity tontolo ity, fa tsy araka an’i Kristy,