FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny mpitarika an’ity vahoaka ity ihany no mampirenireny azy,+ ka very hevitra ireo olona tarihina.+

  • Malakia 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Ianareo kosa anefa niala tamin’ny lala-mahitsy,+ sady nahatonga ny maro ho tafintohina tamin’ny lalàna.+ Nivadika tamin’ny fifanekena natao tamin’i Levy koa ianareo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Matio 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Lozanareo mpitarika jamba!+ Fa hoy ianareo: ‘Raha misy mianiana amin’ny tempoly, dia tsy mampaninona izany, fa raha misy mianiana amin’ny volamenan’ny tempoly kosa, dia tsy maintsy mitana ny teny nataony izy.’+

  • Lioka 6:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary nilaza fanoharana taminy koa izy hoe: “Ny jamba angaha afaka mitarika jamba? Tsy ho latsaka any an-kady ve izy roa?+

  • Jaona 9:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Nisy Fariseo teo nandre izany, ka nanao hoe: “Izahay koa ve mba jamba?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara