Matio 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Avelao izy, fa mpitarika jamba. Koa raha jamba no mitarika jamba, dia samy hianjera any an-kady izy ireo.”+ Romanina 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mino koa ianao fa ny tenanao dia mpitarika ny jamba,+ fahazavana ho an’izay ao amin’ny haizina,+ Apokalypsy 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa hoy ianao: “Manankarena+ aho ary efa nahazo harena ka tsy mila na inona na inona intsony.” Tsy fantatrao anefa fa ory sy mampalahelo sy mahantra sy jamba+ ary mitanjaka ianao.
14 Avelao izy, fa mpitarika jamba. Koa raha jamba no mitarika jamba, dia samy hianjera any an-kady izy ireo.”+
17 Fa hoy ianao: “Manankarena+ aho ary efa nahazo harena ka tsy mila na inona na inona intsony.” Tsy fantatrao anefa fa ory sy mampalahelo sy mahantra sy jamba+ ary mitanjaka ianao.