Marka 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nitsangana niala teo izy ka nankany amin’ny faritr’i Tyro sy Sidona,+ dia niditra tao amin’ny trano iray. Ary tsy tiany hisy hahafantatra izany. Nisy nahamarika ihany anefa izy.+
24 Ary nitsangana niala teo izy ka nankany amin’ny faritr’i Tyro sy Sidona,+ dia niditra tao amin’ny trano iray. Ary tsy tiany hisy hahafantatra izany. Nisy nahamarika ihany anefa izy.+