FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Enina andro taorian’izay àry, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo. Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy,+

  • Lioka 9:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Valo andro teo ho eo taorian’ny nilazany ireo teny ireo, dia nentiny niaraka taminy i Petera sy Jaona ary Jakoba, ka niakatra tany an-tendrombohitra izy ireo mba hivavaka.+

  • 2 Petera 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Eny, renay+ izany teny avy any an-danitra izany, fony niaraka taminy tany an-tendrombohitra+ masina izahay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara