Matio 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Enina andro taorian’izay, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera, mbamin’i Jakoba sy Jaona rahalahiny, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo.+ Marka 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Enina andro taorian’izay àry, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo. Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy,+
17 Enina andro taorian’izay, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera, mbamin’i Jakoba sy Jaona rahalahiny, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo.+
2 Enina andro taorian’izay àry, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo. Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy,+