FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 16:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary norarany mafy ny mpianatra tsy hilaza na amin’iza na amin’iza fa izy no Kristy.+

  • Marka 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha mbola nidina ny tendrombohitra izy ireo, dia nandidy azy i Jesosy mba tsy hitantara+ izay hitany na amin’iza na amin’iza, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona amin’ny maty.+

  • Lioka 9:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 I Jesosy irery sisa no hita teo,+ tamin’ny fotoana nandrenesana ilay feo. Ary nangina ireo ka tsy nolazalazainy tamin’ny olona tamin’izany andro izany ny zavatra hitany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara