Marka 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Araka izay nosoratan’i Isaia mpaminany, manao hoe: “Hirahiko hialoha anao ny irako, hanomana ny lalanao.+— Jaona 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy izy: “Izaho ilay miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Ataovy mahitsy ny lalana halehan’i Jehovah’, araka ny nolazain’i Isaia mpaminany.”+
2 Araka izay nosoratan’i Isaia mpaminany, manao hoe: “Hirahiko hialoha anao ny irako, hanomana ny lalanao.+—
23 Dia hoy izy: “Izaho ilay miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Ataovy mahitsy ny lalana halehan’i Jehovah’, araka ny nolazain’i Isaia mpaminany.”+