Malakia 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Hirahiko ny irako,+ ary hikarakara ny lalana halehako izy.+ Ary ho avy tampoka ao amin’ny tempoliny+ ilay tena Tompo+ tadiavinareo sy ilay iraky+ ny fifanekena+ izay sitrakareo.+ Ho avy tokoa izy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+ Matio 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa izao no voasoratra momba azy: ‘Hirahiko mialoha anao ny irako, izay hanomana ny lalanao eo alohanao!’+ Lioka 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa izao no voasoratra momba azy: ‘Hirahiko mialoha anao ny irako,+ izay hanomana ny lalanao eo alohanao.’+
3 “Hirahiko ny irako,+ ary hikarakara ny lalana halehako izy.+ Ary ho avy tampoka ao amin’ny tempoliny+ ilay tena Tompo+ tadiavinareo sy ilay iraky+ ny fifanekena+ izay sitrakareo.+ Ho avy tokoa izy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+
10 Fa izao no voasoratra momba azy: ‘Hirahiko mialoha anao ny irako, izay hanomana ny lalanao eo alohanao!’+
27 Fa izao no voasoratra momba azy: ‘Hirahiko mialoha anao ny irako,+ izay hanomana ny lalanao eo alohanao.’+