FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 40:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+

  • Matio 11:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa izao no voasoratra momba azy: ‘Hirahiko mialoha anao ny irako, izay hanomana ny lalanao eo alohanao!’+

  • Lioka 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hampiverina ny maro amin’ny zanak’Israely ho amin’i Jehovah+ Andriamaniny izy,

  • Jaona 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia hoy izy: “Izaho ilay miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Ataovy mahitsy ny lalana halehan’i Jehovah’, araka ny nolazain’i Isaia mpaminany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara