Malakia 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hampody ny fon’ny ray ho amin’ny zanaka izy, ary ny fon’ny zanaka ho amin’ny ray, sao ho avy hamely ny tany aho ka hanokana azy ho amin’ny fandringanana.”+
6 Hampody ny fon’ny ray ho amin’ny zanaka izy, ary ny fon’ny zanaka ho amin’ny ray, sao ho avy hamely ny tany aho ka hanokana azy ho amin’ny fandringanana.”+