Matio 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nanomboka teo i Jesosy Kristy no nampiseho tamin’ny mpianany fa tsy maintsy mankany Jerosalema izy, ary hampijalin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.+ Matio 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy ato izy fa efa natsangana,+ araka ny efa nolazainy. Avia, jereo fa teo no nandriany.
21 Nanomboka teo i Jesosy Kristy no nampiseho tamin’ny mpianany fa tsy maintsy mankany Jerosalema izy, ary hampijalin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.+