FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 16:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nanomboka teo i Jesosy Kristy no nampiseho tamin’ny mpianany fa tsy maintsy mankany Jerosalema izy, ary hampijalin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.+

  • Matio 17:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 ka hovonoiny ho faty, ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+ Nalahelo be izy ireo noho izany.+

  • Lioka 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 [[Tsy ato izy, fa efa natsangana tamin’ny maty.]]+ Tsarovy izay nolazainy taminareo tamin’izy mbola tany Galilia.+

  • 1 Korintianina 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ary nalevina izy+ dia natsangana+ tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,+ araka ny Soratra Masina,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara