Marka 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nitsangana niala teo izy ka nankany amin’ny sisin-tanin’i Jodia sy nankeny ampitan’ny Reniranon’i Jordana. Nisy vahoaka niangona teo aminy indray, ka nampianariny indray, araka ny efa fanaony.+ Jaona 10:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nankany ampitan’ny Reniranon’i Jordana indray izy, ho any amin’ilay toerana nanaovan’i Jaona batisa+ tamin’ny voalohany, ary nijanona tany.
10 Ary nitsangana niala teo izy ka nankany amin’ny sisin-tanin’i Jodia sy nankeny ampitan’ny Reniranon’i Jordana. Nisy vahoaka niangona teo aminy indray, ka nampianariny indray, araka ny efa fanaony.+
40 Nankany ampitan’ny Reniranon’i Jordana indray izy, ho any amin’ilay toerana nanaovan’i Jaona batisa+ tamin’ny voalohany, ary nijanona tany.